# Inona no nomen'i Yaveh ho an'ny mpanompony? Nomeny lela tahaka ny iray amin'ireo izay hari-fahaizana ny mpanompony. # Inona no nataon'ny mpanompon'i Yaveh tamin'ny lela izay nomen'i Yaveh azy? Nanambara teny manohana ny reraka ilay mpanompon'i Yaveh.