# Nahoana Yaveh no tezitra tamin'ireo Kaldeana? Tezitra tamin'ireo Kaldeana i Yaveh satria na dia nanolotra ny olony teo an-tanan'ny Kaldeana aza Izy, dia tsy naneho famindrampo tamin'ny vahoakan'i Yaveh izy ireo ary nametraka zioga mavesa-be teo amin'ny zokiolona.