# Iza no nitondra ny ankohonan'i Jakoba? Yaveh no nitondra ny ankohonan'i Jakoba. # hafiriana no nitrotroan'i Yaveh ny ankohonan'i Jakoba ary ho mandra-pahoviana Izy no hitrotro azy? Mialohan'ny nahaterahany no efa nitrotroan'i Yaveh azy ireo ary hitrotro azy ireo mandra-pahafotsy ny volony Izy.