# Iza no nanao ny mazava sy nahary ny aizina ary iza no nitondra fiadanana sy nahary ny loza? Yaveh no nanao izany rehetra izany. # Iza no nanao ny famonjena? Yaveh no nanao ny famonjena.