# Inona no famantarana nambaran'i Yaveh fa homeny mba hahafantaran'i Hezekia fa hanao izay nolazainy Yaveh? Nambarany fa hampiverina ny aloka eo amin'ny tohatr'i Ahaza ho folo dingana Izy.