# Iza amin'ireo ao Ziona no afaka hitoetra ao amin'ny afo mandevona sy ny firehetana mandrakizay? Ireo izay afaka mitoetra ao io afo sy firehetana io dia ireo izay mandeha am-pahamarinana sy miteny amin-kitsim-po; izay manamavo ny tombony avy amin'ny fampahoriana, izay mandà tsy handray tsolotra, izay tsy mitetika heloka feno herisetra ary tsy mijery ny ratsy. # Aiza no hanao ny fonenany izay mandeha am-pahamarinana sy miteny amin-kitsim-po? Izay mandeha am-pahamarinana sy miteny amin-kitsim-po dia hanao ny fonenany eny amin'ny avo.