# Inona no ho vokany rehefa mitsangana Yaveh? Hisandratra Yaveh ary ho asandratra. # Inona no hanjo an'ireo izay akofa no torotoroniny, ary mololo no aterany ao Ziona? Ny fofonainy dia afo izay mandevona azy ireo. Ho may ho lasa sokay irei vahoaka.