# Inona no andrasan'i Yaveh sy mahavonona Azy? Miandry ny ho tsara fanahy amin'ireo zaza mpikomy Izy ary hamindra fo amin'izy ireo. # Inona no mitranga amin'ireo rehetra izany miandry an'i Yaveh? Ho tahiana izy ireo.