# Inona izao no ho vokany rehefa mandre ny tenin'i Yaveh io vahoaka io? Handeha izy ireo ka hianjera ary ho torotoro, ho voafandrika sy ho babo.