# Ahoana no firesak'i Yaveh amin'izany vahoaka izany? Amin'ny molotra maneso sy lelan'ny vahiny no hiresahany amin'izy ireo. # Inona no nitranga tamin'ny lasa fony niresaka tamin'izy ireo Yaveh? Tsy nihaino izy ireo.