# Inona no fanirian'ny fanahintsika? Ny anarana sy ny fahatsiarovana an'i Yaveh no fanirian'ny fanahintsika. # Inona no hitranga rehefa tonga ety an-tany ny fitsarana? Rehefa tonga ny fitsarana dia hianatra fahamarinana ny mponin'izao tontolo izao.