# Inona no nanjo an'ireo mpanapaka? Niara-nandositra ireo mpanapaka ary tratra ka niara-vaoasambotra. # Nahoana Isaia no nitomany mafy? Nitomany izy nohon'ny amin'ny faharavan'ny zanaka vavin'ny olony.