# Inona no nambaran'ny Tompo tamin'Isaia? Nasain'ny Tompo nametraka mpiambina sy nanisy mpiambina nitatitra izay hitany Isaia. # Inona no tokony hataon'ilay mpaimbina rehefa mahita kalesy, mpitaingin-tsaoavaly tsiroaroa ary mpitaingina boriky sy rameva izy? Tsy maintsy mitandrina tsara ny mpiambina ary hiambina tokoa.