# Nahoana Isaia no nasaina nandeha niboridana? Izany no ho famantarana fa ho entin'ny mpanjakan'i Asyria miboridana sy tsy mikapa ireo babon'i Egypta sy ireo sesitanin'i Etiopia.