# Ho tahaka ny inona ireo Egyptiana amin'izany andro izany? Ho tahaka ny vehivavy ireo Egyptiana amin'izany andro izany. Hangovitra izy ireo ary hatahotra.