# Inona no hataon'i Yaveh mialohan'ny fijinjana, rehefa tapitra ny famelanana? Ho tapahin'i Yaveh amin'ny fanetezam-boaloboka ireo rantsana ary ho kapainy sy ho esoriny ireo sampana mihoatra.