# Inona no nataon'ny mpanjakan'i Babylona? Namely ny olona an-katezerana tamin'ny kapoka tsy misy fitsaharana izy. Nanapaka ny firenena tamin'ny fahavinirana, tamin'ny famelezana izay tsy voafehy izy.