# Inona no hiaraka hataon'i efraima sy Joda? Hanafika tampoka an'ireo havoan'ny Filistina any andrefana izy ireo ary handroba ny olon'ny atsinanana. Hanafika an'i Edoma sy Moaba ihany koa izy ireo. # Inona no hataon'i Yaveh amin'ny ranomasin'i Egypta sy ny Reniranon'i Eofrata? Ho zarain'i Yaveh ny ranomasin'i Egypta ary ho zarazarainy ho riaka fito ny Reniranon'i Eofrata. # Nahoana Yaveh no hizara ny ranomasin'i Egypta sy hizara ny Reniranon'i Eofrata? Ho zarainy ireo mba ho azo hiampitana amin'ny kapa.