# Inona no hanjo ireo izay mandrafy an'i Joda? Ho fongorana ireo izay mandrafy an'i Joda. # Inona no hitranga eo amin'i Efraima sy Joda? Tsy hialona an'i Joda i Efraima, ary Joda dia tsy handrafy an'i Efraima intsony.