# Inona no ho avy amin'ny fakan'i Jese? Hisy solofo sy sampana avy amin'ny fakan'i Jese. # Inona no hitoetra eo aminy? Ny Fanahin'i Yaveh no hitoetra eo aminy. # Inona no homen'ny fanahin'i Yaveh azy? Fahendrena sy fahazavan-tsaina, tolo-tsaina sy hery, fahalalana, ary tahotra an'i Yaveh no homen'ny fanahin'i Yaveh azy.