# Iza no tsorakazon'ny fahatezeran'i Yaveh sy ny tehina izay hitondrany ny fahavinirany? Ireo Asyriana so tsorakazon'ny fahatezerani Yaveh sy tehina izay hitondrany ny fahavinirany. # Inona no nandidian'i Yaveh hataon'ireo Asyriana? Nandidy ireo Asyriana haka ny babo, haka ny haza ary hanitsakitsaka an'Israely tahaka ny fotaka eny an-dalana Izy.