# Inona no nolazain'Israely tamin'ny fieboeboana sy fo miavonavona? Nambaran'Israely fa nirodana ireo biriky, saingy haverin'izy ireo hatsangana amin'ny vato fandraka; voakapa ireo hazo amontana, sainy ho soloin'izy ireo sedera.