# Inona no hiseho amin'izay tao anatin'ny fangirifiriana? Hisava ny aizim-pitony. # Iza ireo tany izay nahetrin'Andriamanitra tany aloha tany? Nahetrin'Andriamanitra ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly. # Inona no hataon'Andriamanitra amin'i Zebolona sy Naftaly any aoriana any? Hataony be voninahitra izy ireo. # Niamiratra tamin'iza ny fahazavana? Niamiratra tamin'ireo izay niaina tao amin'ny tanin'ny aloky ny fahafatesana ny fahazavana.