# Inona no hataon'ny vahoakan'Israely rehefa tena ory sy noana izy ireo ka zary tezitra? Hiandrandra ambony ny tavan'izy ireo ka hanozona ny mpanjaka sy ny Andriamaniny. # Inona no hanjo ny vahoakan'Israely? Ho entina any amin'ny tanin'ny fahamaizinana izy ireo.