# Araka an'Isaia, inona no ho lazain'ny vahoakan'Israely amin'ny mpianatr'Isaia? Ho asain'izy ireo handeha hila saina amin'ny mpisikidy sy mpanao ody ireo mpianatr'Isaia. # Iza hoy Isaia no tokony hilan'ny olona saina? Andriamanitra no tokony hilan'ny olona saina. # Inona no nandidian'Isaia ny mpianany mba ho tandremany? Nodidiana izy ireo mba hitandrina tsara ny lalàna sy ny vavolombelona.