# Inona no nokasain'i Arama, Efraima sy ny zanak'i Remalia hatao? Niteti-dratsy hanohitra an'i Ahaza sy Joda ireo lehilahy ireo. Nikasa ny hanafika sy hampihorohoro an'i Joda izy ireo, ary hametraka ny zanak'i Tabela ho mpanjaka.