# Oviana no hitan'Isaia nipetraka teo amin'ny seza fiandriananana avo sy ambony ny Tompo? Tamin'ny taona nahafatesan'i Ozia mpanjaka no nahitan'Isaia ny Tompo. # Inona no teo ambonin'ny Tompo? Ireo serafima no teo ambonin'ny Tompo.