# Hataon'ilay malala inona ny tanim-boalobony? Ho esoriny ireo fefy, havadiny ho fihinanam-bilona ilay tanim-boaloboka, ary harodany ny mandany mba ho tonga faharavana izany ary tsy hisy orana hirotsaka amin'izany.