# Iza no hitondra an'i Joda sy Jerosalema? Zatovo no hitarika ary ireo tanora no hanapaka azy ireo. # Iza no hampahory ny vahoaka? Hifampahory ny vahoaka ary ny rehetra ho ampahorian'ny namany.