# Inona no hahamenatra sy hanala baraka azy ireo? Ho menatra ny amin'ireo hazo terebinta izay niriany izy ireo ary ho menatra amin'ireo saha izay nofidiany.