# Inona no tsy maintsy hataon'izy ireo mba hihinanany ny soa avy amin'ny tany? Tsy maintsy vonona sy mankatoa izy ireo. # Inona no hitranga raha mandà sy mikomy izy ireo? Handrapaka azy ireo ny sabatra.