# Nahoana i Hosea no tokony hiantso ny anaran-janany voalohany hoe Jezirela? Tokony hataony hoe Jezirela ny anarany. Fa ao anatin'ny fotoana fohy Yaveh dia hanasazy ny ankohonan'i Jeho nohon'ny fandatsahan-drĂ  tany Jezirela.