# Nanoloana ny zava-tsarotra, inona no nataon'i Habakoka? Nanoloana ny zava-tsarotra, nifaly tao amin'i Yaveh i Habakoka. # Tamin'ny inona no nampandrosoan'i Yaveh an'i Habakoka? Nampandroso an'i Habakoka amin'ny toerana avo i Yaveh.