# Nahoana no mandeha amin'ny fahatezerany i Yaveh? Nandeha tamin'ny fahatezerany i Yaveh mba ho amini'ny famonjena ny vahoakany sy ilay iray voahosiny. # Iza no notorotoron'i Yaveh amin'ny fahatezerany? Nanorotoro ny lohan'ny ankohonan'ny ratsy fanahy i Yaveh.