# Hanoitra an'iza no nanambaran'i Yaveh ny loza fahatelo? Manambara ny loza hanoitra ny iray mampisotro poizina ny mpiara-monina aminy mba ahafahany mijery ny fitanjahan'ireo i Yaveh. # Inona no hiverina amin'ny olona mampisotro poizina ny mpiara-monina aminy? Hiverina hitodika amin'ny olona mampisotra poizina ny mpiara-monina aminy ny kapoakan'Yaveh eo an-tanan ankavanany.