# Amin'ny inona no lazain'i Paoly fa nireharehany? Paoly dia nilaza fa nirehareha tamin'ny hazofijalian'ny Tompontsika Jesosy Kristy izy. # Inona no manan-danja noho ny famoràna na ny tsy famoràna? Ny fiainam-baovao no manan-danja. # Ho amin'iza no irian'i Paoly hipetrahan'ny fiadanana sy famindram-po? Paoly dia maniry ny fiadanana sy ny famindram-po ho amin'ireo izay miaina araka ny lalàn'ny fiainam-baovao, sy amin'ireo Israelin' Andriamanitra.