# Inona no lovain'ireo zanaky ny vehivavy andevo? Ny zanaky ny andevo vavy dia tsy mizara lova miaraka amin'ny zanaka lahin'ny vehivavy afaka. # Zanaky ny nofo ve sa zanaky ny fampanantenana ireo mpino an'i Krsity? Ireo mpino an'i Kristy dia zanaky ny fampanantenana.