# Inona no nangatahan'i Paoly tamin'i Kefasy teo anoloan'ny olona rehetra? Paoly dia nangataka an'i Kefasy ny fomba hanereny an'ireo Jentilisa hiaina tahaka an'ireo Jiosy rehefa niaina tahaka ny Jentilisa i Kefasy.