# Inona no nataon'i Paoly rehefa niakatra nankany Jerosalema izy taorian'ny efatra ambin'ny folo taona? Niresaka mitokana tamin'ireo mpitarika ny fiangonana Paoly, nanazava tamin'izy ireo ny filazantsara izay nambara.