# Inona no ren'ireo fiangonana tany Jodia momba an'i Paoly? Ireo fiangonana tany Jodia dia nandre fa i Paoly, izay nanenjika ny fiangonana fahiny, dia manambara ny finoana ankehitriny.