# Inona no nataon'i Paoly teo amin'ny fiainany talohan'ny nandraisany ny fanambaran'ny filazantsaran'i Kristy? Nanaraka tamin'ny zotom-po ny fivavahan'ny Jiosy izy, nanenjika ny fiangonan'Andriamanitra.