# Nahoana no tsy nety tamin'ireo fahavalo ny hahita ny fahafaham-baraka hiseho amin'ny mpanjaka? Tsy nety tamin'izy ireo ny hahita ny fahafaham-baraka hiseho amin'ny mpanjaka satria nihinana tamin'ny siran'ny lapa izy ireo.