# Tamin'ny fomba ahoana no namalian'ny vahoaka satria voapetraka ny fototry ny tempoly? Nihiaka mafy tamin'ny hiakam-pifaliana tamin'ny fiderana an'i Yaveh ny vahoaka rehetra satria voapetraka ny fototry ny tempoly.