# Lalana aiza no natrehan'ny tempoly tao amin'ny fahitan'i Ezekiela? Nanatrika ny atsinanana ny tempoly. # Inona no hitan'i Ezekiela tao amin'ny vavahady manatrika miatsinanana? Nahita rano nikoriana avy teo amin'ny vavahady miatsinanana, amin'ny ilany atsimo i Ezekiela.