# Nahoana ireo mpisorona no tsy nahazo fananana na lova tamin'ny tanin'Israely? Tsy nahazo fananana na lova tamin'ny tanin'Israly ny mpisorona satria Yaveh no lova sy fananan'izy ireo. # Inona no hohanin'ny mpisorona? Ireo mpisorona dia mihinana ny fanatitra dorana.