# Inona no hampiasana an'ilay fatana eo amin'ny alitara? Ny fatana eo amin'ny alitara dia ampiasaina ho an'ireo fanatitra dorana. # Zavatra inona no nanondro niakatra teo amin'ny fatana? Nisy tandroka efatra nanondro niakatra teo amin'ny fatana.