# Inona no nasain'i Yaveh ataon'i Ezekiela momban'ilay trano izay hitany tao anaty fahitana? Yaveh dia niteny an'i Ezekiela mba hilaza amin'ny ankohonan'Israely momban'ilay trano izay hitany tao anaty nofy. # Inona no mila ataon'Israely mba hanehoan'i Ezekiela azy ireo ny sarin'ilay trano? Mila menatra amin'ny fahotan'izy ireo Israely mba hanehoan'i Ezekiela azy ireo ny sarin'ilay trano.