# Taiza no nitondran'ilay lehilahy an'i Ezekiela avy eo? Nentin'ilay lehilahy tany amin'ny vavahady izay nisokatra niatsinanana i Ezekiela avy eo. # Inona no hitan'i Ezekiela ary avy aiza no niavian'izany? Ezekiela dia nahita ny voninahitr'ilay Andriamanitr'Israely izay tonga avy any atsinanana.