# Zanaka lahin'iza no nanompo ho mpisorona tao amin'ny tempoly? Ireo zanaka lahin'i Zadoka no nanompo ho mpisorona tao amin'ny tempoly. # Ohatry ny ahoana ny haben'ilay kianja anatiny? Ilay kianja anatiny dia zato hakiho ny halavany sy sakany amina efa-joro.