# Inona no lazain'i Yaveh fa ho alefany miaraka amin'i Goga? Yaveh dia milaza fa handefa an'i Goga miaraka amin'ny tafiny, soavaliny, ary mpitaingi-tsoavaliny rehetra Izy.